Miainga Ifotony

Miainga Ifotony Contexte Diplomatique, Principe De Subsidiarite Et Resolution De Conflits Politiques Mbola Vitako Fa Aza Isalovanonao

Paperback (21 Jan 2011) | Malagasy

  • $12.34
Add to basket

Includes delivery to the United States

10+ copies available online - Usually dispatched within 7 days

Publisher's Synopsis

Korontana politika aty Afrika no sehatra. Fitadiavana vahaolana. Misy am-baratongany ny fitsabahana amin'ny raharaha tokantranon'ny firenena anankiray. Manarak'ilay fiteny hoe raha mbola vitako aza isalovanonao, na ny mifandaka amin'izay dia ny hoe, aleo ho raisiko an-tanana fa tsy zakanao . Ny "fotokokevitra miainga ifotony" raha adika amin'ny teny frantsay dia principe de subsidiarite . Misy hery mifandanja ao. Misy am-baratongan'andraikitra. Mahavaha olana politika ve ny "miainga ifotony"? Iza no tokony hirotsaka mialoha, ny tompon-tany sa ny fianakaviambe iraisam-pirenena? Ny tompon-trano sa ny mpifanolo-bodi-rindrina? Ny aty ifotony sa ny any an-tampony? Fanontaniana mitady valiny !

Book information

ISBN: 9780620493970
Publisher: Denis Books
Imprint: Denis Books
Pub date:
Language: Malagasy
Number of pages: 70
Weight: 104g
Height: 151mm
Width: 228mm
Spine width: 3mm